Dépêches

BNGRC : 44 297 ny isan’ny olona nafindra toerana

24 Febroary, 09h00. Olona 44 297 no nafindra toerana noho ny fandalovan’ny rivodoza Emnati raha ny voalazan’ny BNGRC. Mitsinjara tokantrano 12 135 ireo olona ireo ary mitsinjara amin’ny toerana voatokana na « sites d’hébergement » 170 manerana ny faritra 8, Amoron’i Mania, Anosy, Atsimo Atsinanana, Atsinanana, Fitovinany, Matsiatr Ambony, Sofia ary Vatovavy.

Laisser un commentaire