Rivodoza : Loza mitatao ho an’ny faritra maro manerana ny nosy
04 Feboary, 10h00. Manomboka mihena ny maripana amin’izao fotoana izao. Hiditra eo anelanelan’i Vatomandry sy Mananjary ny Sabotsy 5 febroary
Read More
04 Feboary, 10h00. Manomboka mihena ny maripana amin’izao fotoana izao. Hiditra eo anelanelan’i Vatomandry sy Mananjary ny Sabotsy 5 febroary
Read More04 Febroary, 09h30. Niroso tamin’ny fanapahana hazo atahorana hianjera amin’ny trano ireo tompon’andraikitra sy mponina tao Fenoarivo Atsinanana. Efa nanomboka
Read More04 Febroary, 09h00. Nafindra toerana avokoa ireo mponina amin’ny faritra iva ao amin’ny distrikan’i Manakara omaly ho fiatrehana ny rivodoza
Read MoreFiofanana maro no hita ao amin’ny BTC Ambohimangakely toy ny fanaovana « soudure ». Efa misokatra ny fisoratana anarana ho an’ireo izay
Read MoreZazalahy 13 taona, kilasy faha 6 no maty nananton-tena omaly 3 febroary. Ny nofo mangatsiakan’ity zazalahy ity sisa no tratran’ny
Read More04 Febroary, 08h00. Miakatra avokoa na ny ranomamy na ny ranomasina ao amin’ny fokontany Ambinany, Soanierana Ivongo. Niantso ireo mponina
Read MoreMisy ny asa fandalinana ny tatatra eny Ambohimanandraisoa, hatrany Ankadindratombo. Hisy ny fitohanana aterak’izany, izay efa nampilazain’ny kaominina mialoha. « Ialana
Read MoreMikarakara fifaninana mahandro sakafo ny BTC Ambohimangakely. Ny horonantsary maneho antsika mahandro zavatra no alefa hafatra miafina any amin’ny pejin’ny
Read MoreFeno fankasitrahana ireo rehetra nanampy nandritra ny fikarakarana ireo tra-boina ny kaominina Ambohimanambola. Maivana tokoa ny fikarakarana rehefa miara-misalahy ny
Read MoreManao antso avo amin’ny tompon’andraikitra ny mponina ao Andombotany Ankadikely Ilafy, mba hisorohana ny loza. Mila jerena akaiky mantsy ireo
Read More