Soanierana Ivongo: Efa miakatra ny rano
04 Febroary, 08h00. Miakatra avokoa na ny ranomamy na ny ranomasina ao amin’ny fokontany Ambinany, Soanierana Ivongo. Niantso ireo mponina manakaiky rano ireo tompon’andraikitra mba hifindra amin’ny toerana avo.Écrire à Dina Ah-kam
