Dépêches

Morondava : Nahazo fifanarahana arak’asa avy amin’ny fitondram-panjakana ireo mpampianatra

Dépêche 13 janvier, 13h00, Miisa 49 ireo mpanabe ao amin’ny Cisco Morondava no nisitraka ny fifanarahana arak’asa avy amin’ny fitondram-panjakana. Ny ezaka no mivaly ho tsara toy izao hanasoavana ny firenena. Nanamafy anefa ny DREN Menabe fa tsy mahazo mangataka fifindrana asa fa tsy maintsy mijanona eo amin’ny toerana izay nahazoana fifanarahana ihany. Ankoatra ireto mpanabe avy ao Morondava ireto dia hisitraka izany ihany koa ny avy ao Belo Tsiribihina sy Manja.

Laisser un commentaire