Dépêches

Fanamboarana ny lalam-pirenena faha 6

16 Martsa, 11h00. Araka ny fanambarana nataon’ny eo anivon’ny minisiteran’ny asa vaventy, hisy ny fanamboarana indray ireo lalana ao amin’ny lalam-pirenena faha 6. Ny alahady 13 martsa 2021 lasa teo no nanatanterahana ny fitsidihana hanombanana ny teti-bola ho entina manarina izany. Mitentina 500 tapitrisa ariary ny vola hanaovana ity lalana ity ary maharitra 3 volana ny faharetan’ny asa. Tanjona ny hisian’ny firindrana eo amin’ny lafiny fifamoivoizana.

Laisser un commentaire