Dépêches

Raharaha volamena 73,5 kg

16 Martsa,11hOO. Nahazo fahafahana vonjimaika ireo telo lahy voasambotra nohon’ny raharaha volamena taty Afrique du Sud. Ny alatsinainy faha 15 Martsa 2021 lasa teo no nahazoan’izy ireo izany.  Ary nasain’ny fanjakana tany an-toerana nandoa lamandy 25 tapitr’isa ariary. Mbola tsy azon’izy ireo atao ny mivoaka ny firenen’ny Afrique du Sud, satria mbola hisy ny fanadihadihana hatao amin’izy ireo. 

Laisser un commentaire