Dépêches

Toe-karena : Miantso ny mpiara-miombon’antoka ho fanantanterahana ny TaTom

Dépêche 15 février, 14h, Nisy ny fivoriana an-databatra boribory natao mba hahafahana manosika ny fampandrosoana ara-toekarena Malagasy. Nivoitra nandritra izany ny faintsoana ireo mpiara-miombon’antoka ara-bola sy ara-teknika rehetra amin’ny fanatanterahana ny  Drafitra ankapobean’ny Fampandrosoana ny tambazotra ara-toekarena Antananarivo-Toamasina na « TaTom ». Tafiditra ao anatin’izany ny fanatanterahana ny vina amin’ny fanatsarana ny tananan’Antananarivo ao anatin’ny 15 taona. Efa tafiditra anatin’ny fanatanterahana ny tetik’asa ny fitondram-panjakana amin’izao fotoana izao ka izany indrindra no ilaina ny fiaraha-misalahy.

Laisser un commentaire