Dépêche 15h30 22Juin – Jeux africains de la plage andiany faha-2, tsy afaka handray anjara ny Barea Beach Soccer
Tojo olana ara-bola ny ekipam-pirenena amin’ny taranja Jeux de la plage ka nambara fa tsy afaka handray anjara amin’ny ilay fifaninanana Jeux africains de la plage izay ho tanterahina ao Tunisie izy ireo noho izay antony izay hatrany. Ny Barea Beach Soccer dia anisany nametraka tantara teo aminin’ity taranja ity satria raha tsiahivina dia isika no nibata ny amboara ka voahosotra ho tompodakan’i Afrika ny taona 2015.
