Dépêches

Tatitry ny fivoriamben’ny firenena mikambana.

23 Septambra, 11h23. Raha nandray fitenenana nandritry ny fivoariamben’ny firenena mikambana ny filohan’ny repoblika Malagasy Andry Rajoelina dia nanaeho ny heviny izy momba ny “Îles eparses” . Anisany nolazainy tamin’izany fa “ » Tsy manan-kery na fitaovam-piadiana izahay ary tsy mikasa hanangana ady fa finoana sy araka ny lalàna no entinay mitaky am-pamendrehana amin’ny famerenana ireo Nosy manodidina an’i Madagasikara », raha nandray fitenenana ny tenany tao New York.

Laisser un commentaire