Tetikasa fanatsarana ny tanàna eo anivon’ny Kaominina Antananarivo ranivohitra.
23 Septambra, 11h54. Nitsidika ny fivoaran’ny asa fananganana ny tsena vaovao eny am coum 67 Ha omaly ny ben’ny tanàn’Antananarivo Naina Andriatsitohiana omaly. Manodidina ny 33% ny fivoaran’ny asa amin’izao fotoana, kasaina ho vita amin’ity taona ity moa izany fananganana tsena vaovao izany.
