RN2: Nitrangana lozam-pifamoivoizana
23 oktobra; nitrangana lozam-pifamoivoizana teny akaikin’ny Maharidaza RN2 omaly. Nisongona ilay fiara mpitatra entana ilay 4×4; nifatratra tany amin’ilay moto teo alohany, raha ny fintantaran’ireo nanatry maso. Maty tsy tra-drano ilay mpamily moto.
