Ambohipo: Tratra ambodiomby ilay mpamaky trano
23 oktobra; mpamaky trano iray no tratran’ny polisy teny Ambohipo. Rehefa nampandre ny manampahefana ireo mpiray vodirindrina fa misy mamaky trano eny an-toerana ny 21 oktobra. Nanatanteraka fisafoana teny amin’ny manodidina ny polisy. Tao aorian’izay no nahatratrarana ambodiomby ity mpangalatra ity.
