Dépêches

Eid-al Fitr : Andro tsy fiasana ny 2 mey izao

28 Aprily, 12h00. Ho fankalazana ny Eid-al Fitr famaranana ny iray volan’ny « Ramadan » eo anivon’ny antokom-pinoana Silamo dia natao andro tsy fiasana nefa handraisana karama ny alatsinainy 2 mai ho avy izao. Tsy miasa avokoa na ireo mpiasa miankina amin’ny fanjakana na tsia amin’io andro io.

Laisser un commentaire