Ny zava-tsoa azo avy amin’ny voatabia.
Ankoatran’ny fanaovana azy amin’ny laoka dia afaka manasitrana aretina ihany koa ny jus voatabia. Voalohany, manasitrana aretim-po izy. Manaraka izany, manasitrana ny constipation na ny fitohanana ihany koa izy. Ny fomba fikarakarana azy moa dia atao toy ireny jus rehetra ireny fa tsara kokoa raha tsy asiana siramamy.
