Besakoa : Nisy fiaramanidina kely iray nianjera, 01 namoy ny ainy
Fiaramanidina kely iray mahazaka olona 5 no voalaza fa nianjera tampoka omaly atoandro tao Besakoa, Mahajanga, faritra Boeny. Olona iray no voalaza fa namoy ny ainy.