Fanapahan’ny HCC : nitondra ny heviny ny minisitra Lalatiana R.
“Fanajana ny foto-kevitry ny fisaraham-pahefana no antony nahatonga ny fanapahana noraisin’ny HCC momba ny fitoriana nataon’ny mpanao politika iray any ivelany ny amin’ny fizakana zom-pirenena ananan’ny Filoha”, hoy ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Rakotondrazafy Lalatiana.
