Lalaon’ny nosy: Nivoaka mpandresy ny Barea Madagasikara
Nivoaka ho mpandresy 1-0 ny Barea Madagasikara manoloana an’i Seychelles. Ny Sabotsy 26 Aogositra izao indray ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina manomboka amin’ny 7ora hariva no hifandona amin’i Maurice ny Barea Madagasikara
