Dépêches

Dépêche 14h00 22 Juin- Fankalazana ny fetim-pirenena : efa vonona ireo afomanga

Andro vitsy tsy  higadonan’ny 25 sy 26 Jona izay anakalazan’ny Malagasy ny fetim-pirenena isika izao, efa vonona sy mipetrapetraka araka ny tokony izy noho izany  ireo afomanga izay ho alefa  ho jeren’ny vahoaka ny 25 Jona etsy Anosy. Tompon’andraikitra maro no miara misalaha amin’ny fikarakarana ny afomanga amin’izao fotoana izao.

Laisser un commentaire