Dépêche du 13h00 04 Août-Lalaon’ny Frankofonia : misongadina ireo mpanao zava-kanto Malagasy
Tsy nitsanga-menatra ireo mpanao zava-kanto Malagasy any amin’ny Lalaon’ny Frankofonia. Ho an’ny sary hosodoko dia nahazo medaly volamena i Ritchianny mpiangaly azy. Nahazo medaly volafotsy kosa i Fitiavana tamin’ny fanaovana sary sokitra.
