Dépêche 16h30 22 Juin- Tazomoka : nahitana fihenany ny tahan’ireo marary
Namoaka tatitra ny avy ao aminin’ny President’s Malaria Initiative fa nihena hatramin’ny 25 isan-jato ny tahan’ireo olona mararin’ny tazomoka teto Madagasikara ny taona 2022.