Mananjary: Olona 11 naiditra hopitaly avy nihinana atsantsa
Olona 11 no niditra hopitaly ao Sainte-Anne, Mananjary, noho ny fihinanana atsantsa misy poizina. Nataon’izy ireo laoka ilay atsantsa. Avy
Read More
Olona 11 no niditra hopitaly ao Sainte-Anne, Mananjary, noho ny fihinanana atsantsa misy poizina. Nataon’izy ireo laoka ilay atsantsa. Avy
Read More14 Fevrier, 10h00. Mpanendaka miisa 13 no tratran’ny Polisy niaraka tamin’ny sefony teny Analakely sy Isoraka teny. Tao anatin’ny andro
Read More14 Febroary, 09h00. Tovolahy iray namono tena nitsoraka teo amin’ny tetezan’Anosizato androany maraina. Mbola an-dalam-pikarohana azy ny mpamonjy voina hatramin’izao.
Read MoreAnkalazaina isaky ny alatsinainy faharoa ao anatin’ny volana febroary ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Androbe. Ny lohahevitra amin’ity taona ity
Read More14 Febroary, 08h30. Nitrangana hain-trano tao Tsararivotra Nosy Varika, Faritra Vatovavy ny alahady 13 febroary teo. Tokantrano iray no nipoiran’ny
Read More14 Febroary, 08h00. Nametra-pialana ny Minisitry ny Fitsarana IMBIKY Herilaza. Ny Minisitry ny Asa, ny Fampananan’Asa, ny Asam-panjakana ary ny
Read MoreTontosa teny amin’ny Fokontany Ambohipanja indray ny Tsena Mora tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Nilamina tahaka ny teny amin’ny fokontany
Read MoreManana anjara toerana lehibe amin’izao vanin’andro izao ny mpikarakara sakafo, indrindra ireny tsakitsaky ireny. Sehatra azo hiasana tokoa izany ary
Read MoreTafiditra ao anatin’ireo tamba-tserasera tranainy ny onjam-peo na ny radio. Ny 13 febroary no andro iraisam-pirenena ho an’ny onjam-peo. « Amin’ny
Read MoreNy 14 febroary no andro manokana ho an’ny mpifankatia. Betsaka ny hetsika entina hanamarihana izany eto amintsika. Fifaninana maro ihany
Read More