6 febroary : Andro iraisam-pirenena hiadiana amin’ny famorana vehivavy
Ny MGF na « mutilation génitale féminine » dia fandidiana ny fivavian’ny vehivavy tsy amin’ny antony ara-pahasalamana, tafiditra ao anatiny ny famorana
Read More
Ny MGF na « mutilation génitale féminine » dia fandidiana ny fivavian’ny vehivavy tsy amin’ny antony ara-pahasalamana, tafiditra ao anatiny ny famorana
Read MoreNiteraka krizy ara-politika ny fialan’i Paul Givan teo amin’ny toeran’ny praiministr’i Irlande du Nord. Mpikambana ao amin’nt antoko DUP (Parti
Read MoreTamin’ny toeram-pisakafoana 184 avy amin’ny firenena 25misy ao New York dia ny an’i Daniel Boulud no voasakajy ho tsara indrindra
Read MoreNoho ny fandresen’i Sénégal an’i Egypte ny alahady teo tamin’ny « tirs au but » 4 no 2 tao Yaoundé dia faly
Read MoreNy volana oktobra 2021 teo no nanentana ny fampiasana ny vaksiny fanefitrin’ny tazomoka na « Vaccin antipaludique RTS,S » ny OMS. Raha
Read MoreRaha tsiahivina dia ny alakamisy teo no lavo tamin’ny fanafihan’i Etats-Unis tao amin’ny tànanan’i Atmé ireo vondrona mampihorohoro « jihadiste » Etat
Read More07 Febroary, 12h00. Zazalahikely 3 taona no nisy naka an-keriny. Jiolahy nirongo basy nandeha moto scooter no fantatra fa naka
Read MoreMpianatra miisa 9 271 no tsy afaka nanohy ny fampianarana ho amin’ny androany 7 febroary. Nahitana fahasimbana mantsy ny trano fianaran’izy
Read MoreNisehoana tranga lozam-pifamoivoizana teny Ambatomitsangana Ambohimangakely ny 6 febroary lasa teo. Fiara fitateram-bahoaka amin’ny zotra E no nivadibadika. Vokany : vehivavy
Read More07 Febroary, 10h40. Tsy misy ahatahorana intsony ny rivodoza Nivoaka an-dranomasina omaly tamin’ny 07 ora hariva, tao amin’ny 25 Km
Read More