BNGRC : Akon’ny rivodoza
07 Febroary, 10h30. Raha ny tatitra vonjimaika navoakan’ny BNGRC dia olona am-polony no maty vokatry ny rivodoza BATSIRAI. Olona 43
Read More
07 Febroary, 10h30. Raha ny tatitra vonjimaika navoakan’ny BNGRC dia olona am-polony no maty vokatry ny rivodoza BATSIRAI. Olona 43
Read More13 taona lasa izay Daty nanamarika ny fiainam-pirenena ny 7 febroary. 13 taona lasa izao no nanaovana ny tolona fangatahana
Read More07 Febroary, 10h00. Tonga ny 4 febroary teo ireo entana andiany voalohany izay milanja 30 taonina. Anisany nadray ny entana
Read More07 Febroary, 09h00. Ravan’ny rivodoza Batsirai ny fonjan’Ikongo omaly. Voafonja miisa 155 no voatery nafindra amin’ny tranon-tsekoly. Nafindra ao amin’ny
Read MoreNahatratra 18 ieo namoy ny ainy tao Ambalavao nandritran’ny fandalovan’ny rivo-doza Batsirai. Nahitana ankizy 3 mirahalahy nodimandry tao Tananirery Kaominina
Read More07 Febroary, 08h00. Tontosa ny 06 febroary 2022 tao amin’ny Distrikan’i Port Bergé ny fifidianana izay hitarika ny « Palteformes
Read MoreNahazo tsindrona « Lovenox » mitentina 144 000 200 Ariary avy amin’ny Governemantan’i Etats-Unis tamin’ny alalan’ny Usaid sy ny tetik’asa Impact ny firenena Malagasy.
Read MoreNisy tsena mora tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy ny 3 febroary lasa teo. Nizotra antsakany sy andavany ny fanatanterahana izany
Read MoreManampy betsaka amin’ny fahasalamana ny fihinanana garana noho izy betsaka vitamine A sy C. Misy potassium, calcium, magnésium, fer ary
Read MoreNahemotra ho amin’ny fotoana izay mbola tsy voafaritra ny andro fankalazana iraisam-pirenenan’ny homamiadana. Ny 4 febroary no nokasana hanatanterahana izany.
Read More