Dépêches

Fenoarivo : Hiverina hisokatra tsy ho ela ao Fenoarivo ny Tsena Mora

07 Febroary, 10h00. Tonga ny 4 febroary teo ireo entana andiany voalohany izay milanja 30 taonina. Anisany nadray ny entana tamin’izany ny lehiben’ny fileovan’i Fenerivo sy ny DAGR ny faritra Ramatoa Marie-Ange ary ireo tompon’andraikitra maromaro samihafa. Hiroso amin’ny fanombohana kosa ny ao Fenoarivo aorian’ny fanomanana madinidinika amin’ny fotoana tsy mbola voafaritra.

Laisser un commentaire