Dépêches

Ambohimanarina: Zaza telo taona no nisy naka an-keriny

07 Febroary, 12h00. Zazalahikely 3 taona no nisy naka an-keriny. Jiolahy nirongo basy nandeha moto scooter no fantatra fa naka an-keriny azy tao Ambodivoninkely Ambohimanarina manoloana ny SECUREX androany 7 febroary tamin’ny 1 ora tolakandro lasa teo. Ny vondron’ireo teratany Indiana miezaka ny zom-pirenena frantsay no nanao ny filazana.

Laisser un commentaire