Dépêches

Famatsiana herinaratra

21 May, 11h50. Notolorana jiro mandeha amin’ny masoandro ny mponina ao Antanandrevo, disitrikan’ Iakora mba hahafahan’izy ireo misitraka herinaratra. Nozaraina toy izany koa ny tao amin’ny fokontanin’ny Mitsinjo nandritra ny fitsidihan’I Andry Rajoelina tany an-toerana. Akkoatra izany, nomena bodofotsy ihany koa izy ireo mba hihatrehana ny vanim-ptoanan’ny ririnina.

Laisser un commentaire