Lozam-pifamoivoizana tao Manjakandriana
10May, 15h55. Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray tamin’iny RN2 iny tokony ho tamin’ny 3ora tolakandro teo. Fiara iray avy any Mantasoa no
Read More10May, 15h55. Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray tamin’iny RN2 iny tokony ho tamin’ny 3ora tolakandro teo. Fiara iray avy any Mantasoa no
Read More10 May, 14h55. Miisa 724 ny fitiliana natao ary 150 tamin’ireo nahitana trangan’aretina. 233 kosa ireo sitrana tamin’izany raha 2172
Read More10 May, 14h48. Tontosa io maraina io tetsy amin’ny coliseum Antsonjombe ny fizarana vatsy 50.000 ariary ho an’ireo ankohonana sahirana.
Read MoreTao anatin’ny herinandro izay, velon-tebiteby ireo manam-pahaizana Sinoa sy ireo mpiantsehatra an’habakabaka amin’ny firenena maro eran-tany. Nampiakatra singa voalohany amin’ny
Read MoreTsy nanavao ny fifanarahana aorian’ny volana Jona izao tamin’ny AstraZeneca ny vaomera Eoropeanina. Noraisina taorian’ny olana maro momba ny famatsiana
Read MoreNiteraka faharatran’olona marobe ny fifandonana teo amin’ny Palestinianina sy ny polisy ao Israél nanoloana ny « espalanade des Mosquées » tany Jerusalem
Read MoreMpikambana miisa 11 amin’ireo ekipan’ny sambo iray nivily ao amin’ny nosy La Réunion no fantatra fa mitondra ny « variant Indien »
Read MoreMia-simba tokoa ny lalana eto Antananarivo indrindra tao aorinan’ny fahavaratra. Na dia efa manao ny asany aza ireo tompon’andraikitra, mbola
Read MoreTamim-pifaliana tanteraka no nandraisan’ny mponina any Tchad ireo miaramila avy niady izay nahafaty ny filoha Idriss Déby ny Alahady 9
Read MoreNitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina indray androany maraina, 10 May tany amin’ny lalan’ny mpanjaka any Canot Maurice. Tokony ho tamin’ny 6h25. Nifandona
Read More