Fivoaran’ny antontan’isa ny 9 May 2021
10 May, 14h55. Miisa 724 ny fitiliana natao ary 150 tamin’ireo nahitana trangan’aretina. 233 kosa ireo sitrana tamin’izany raha 2172 ireo mbola manaraka fitsaboana ankehitriny. 309 ireo mbola ahitana tranga misy fahasarotana ka 07 no lavon’ny valan’aretina.
