Manjakandriana: lehilahy telo mpanao aferana rongony sy zava-mahadomeliona hafa no trà-tehaky ny zandary
Nahatrarana mpanao aferana zava-mahadomelina indray omaly tany amin’ny Distrikan’i Manjakandriana. Raha ny voalaza dia izy ireto no anisany mpamatsy zava-mahadomelina
Read More