RN2 : Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray
16 Aogositra, 14h05, Fiara mpitondra mpandeha iray no nivadika tao amin’ny lalam-pirenena faharoa iny, teny Manjakandriana teny, omaly ny alatsinainy 15 aogositra. Tsy nisy ny aina nafoy tao anatin’izany ary tsy nisy ny naratra.
