Dépêches

Fanamafisana ny traikefan’ireo koperativa

01 Jolay, 08h10. Mitohy hatrany ny fanamafisana ny traikefan’ireo koperativa miisa 12 misehatra eo amin’ny famokarana katsaka ao amin’ny Kaominina Ambatosana sy Tamponala Faritra Itasy izay tarihin’ny Sampandraharaha misahana ny Indostria avy ao amin’ny DRICA any an-toerana. Tanjona ny hampiroboroboana sy hanohanana ny fandraharahana any amin’ny tontolo ambanivohitra.

Laisser un commentaire