Anosipatrana: Nitrangana lozam-piarakodia
19 oktobra; tovolahy iray nitondra moto no tratran’ny lozam-pifamohivohizana androany maraina teny Anosipatrana. Efa nentina eny amin’ny HJRA izy tao aorinan’ny loza nahazo azy.