Dépêches

Foto-drafitr’asa: Mitohy ny asa fanamboarana-dalana ao Manjakandriana.

Dépêche 25 octobre, 15h, Mandeha amin’ny antsakany sy andavany ny asa fanamboaran-dalana ao amin’ny Kaominina Betoho ao amin’ny Distrikan’ny Manjakandriana. Hanmpiana ny mponina sy hanamora ny famoahanaa ny vokatra any an-toerana no tanjona amin’izao fanamboarana fotodrafitr’asa izao. Lalana mirefy 10km mahery kely ity hamboarina ity ary ny Faritra Analamanaga no maidnraikitra izany. Mbola lalan-tany ihany moa izany amin’izao fotoana izao.

Laisser un commentaire