Maty I Dr Vonjiko Drà Manandaza
21 May, 11h46. Nodimandry I Dr Vonjiko Drà Manandaza. Mpampianatra mpikaroka ao amin’ny Oniveriste Toliara (Degs) izy. Filohan’ny fikambanan’ny mpianatra ao amin’ny sampana lalàna ihany koa I Dr Vonjiko.