Dépêches

Fandevenana an’i Taa Tense

30 Martsa, 13h30. Nodimandry ny Alahady 28 Martsa teo i Taa Tense, ilay mpihira malagasy fata-daza. Ankehitriny , tonga soa aman-tsara any amin’ny Tànanany ny nofo mangatsikan’ i Taa Tense. Handrasana ao Ambohibary Fandriana izy anio alina ary asitrika kosa rahampitso ao Ampotaka Ankafobalo. Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviany izahay.

Laisser un commentaire