Lozam-pifamoivoizana teny amin’ny RN7.
07 Oktobra, 09h10. Fiara sprinter sy 4*4 no nifanojo ary nidofotra tanteraka teo Tsinjony, izany hoe amin’ny Behenjy iny. Tsy nisy ny aina nafoy na ny naratra mafy fa ny fahavoazana teo amin’ny fiara no nisy teo amin’ny roa tonta.
