Lalao baolina kitra
07 Oktobra, 09h30. Hifanandrina amin’ny RDC ny Barea ny alahady 10 oktobra ho avy izao esty amin’ny kianjan’i Mahamasina. Hivoaka rahampitso noho izany ny tapakila ka 50 000 ariary ny toerana eny amin’ny tribune ary 10 000 ariary kosa ny eny amin’ny gradin.
