Dépêches

Teknolojia: Ny volana may izao no hotanterahina ny « Assises de la Transformation Digitale en Afrique » (ATDA)

Dépêche 13 mars, 12h, Hatao eto Madagasikara ny 19 sy 20 may izao ny ATDA izay fotoana iray hanomezana lanja betsaka ny teknolojia. Ny tanjon’ny ATDA dia ny hizara traikefa, hanome fotoana fanararaotra, hamoaka fanavaozana ary handray anjara amin’ny fanovana raha ny nambaran’ny mpikarakara ity hetsika ity. Hisy ny fivoriana izay handraisan’ireo mpisehatra rehetra anjara. Marihina fa mpandray anjara 300 avy amin’ny firenena miisa 15 be izao no handrasana amin’izany.

Laisser un commentaire