Dépêches

Fandriam-pahalemana: Tratra niaraka tamin’ny lehibeny ireo mpanendaka miisa 13

14 Fevrier, 10h00. Mpanendaka miisa 13 no tratran’ny Polisy niaraka tamin’ny sefony teny Analakely sy Isoraka teny. Tao anatin’ny andro maromaro dia efa narahan’ny Polisy manao fanamiana sivily ireto olon-dratsy teny Antsahamanitra, Antaninarenina, Isoraka, Tsaralalana ary Analakely. Malaza amin’ny fanendahana miaro herisetra miaraka amin’ny fitaovam-piadiana sy famakiana fiara ireto olon-dratsy ireto.

Laisser un commentaire