Antananarivo : Mitombo ireo ankizy tsy ampy taona manendaka
03 Aogositra 2022, 16:00/ Zazalahy 14 taona no saron’ny mpitandro filaminana ny marainan’ny 03 aogositra teo tetsy ampefiloha nanao ny asa ratsy momba ny fanendahana ary mampitondra faisana ireo olona sendrany. Ireo tanora zokiny ihany no manampy azy manao izay izay samy efa zokiny ampy taona avokoa.
