Actualités

Fikaonan-doha nasionalin’ny fampianarana :  Hisy ny fanovana ny rafi-pampianarana

03 Aogositra 2022, 18:00/ Omaly no nanakatonana tamin’ny fomba ofisialy ilay fikaonan-doha nasionalin’ny fampianarana.  Notanterahina nandritra ny roa andro teny amin’ny ivontoeram-pivoriana iraisam-pirenena Ivato ary nandinihana ny fanovana ny rafim-pitantanana eo amin’ny sehatry ny fanabeazana eto Madagasikara taorian’ny ady hevitra sy ny fankan-kevitra nataon’ireo mpisehatra mpanjara amin’izany nanerana ny faritra 23, niarahan’ireo ministera isan-tsokajiny

Laisser un commentaire