Dépêches

Vavatenina : Manao antso avo amin’ny fitsarana ny renin’ny zaza voaolana

03 Aogositra 2022; 14:15/ Zazavavy kely iray 6 taona no niharan’ny fanolanana tao amin’ny distriakn’i Vavatenina, Fenoarivo Atsinanana, 6 jolay teo. Rehefa nandeha anefa ny fitsarana ity raharaha ity dia navotsotry ny fitsarana ilay voapanga. Manao antso avo amin’ny tomponan’andraikitra mahefa ankehitriny ny renin’ilay zaza.

Laisser un commentaire