BTC : manome fotoana ny mpankafy slam eny Ambohimangakely
03 Aogositra 2022, 18:30 / Eny Ambohimangakely no hanamarihana ilay karazana « tournoi » an’ny slam ho an’ity andiany manaraka ity. Izany ary ho tontosaina manomboka ny 6 sy 26 aogositra ary ny 9 septambra. Maro ireo hetsika hanamarika izany to any fifanina amin’ny mozika, ny « parcours », ny « slam », ary ny fanhandroana sakafo.
