Sambava: Nitrangana fanampariahana vola sandoka
17 oktobra; miparita ny vola sandoka 20.000 ariary ao Sambava. Omaly alatsinainy 16 oktobra 2023 no nahatratrarana izany. Saro-pantarina ireo vola sandoka; efa eny amin’ny banky vao fantatra ny maha sandoka azy.
