Dépêches

Mitombo ny mpandeha eny amin’ny fiantsonana Makis

05 Aogositra, 10h00. Miakatra ny isan’ireo fiara mihazo ny faritra Boeny amin’izao vanim-potoan’ny fiàlan-tsasatra izao. 70 eo ireo fiara miala ao Maki mihazo io faritra io raha ny fanazavan’ny tompon’andraikitr’io fiantsonana taxi-brosse io. Efa mahatratra 4000 kosa ny mpandeha mifamezivezy ao ho any amin’ireo faritra samihafa hoy izy.

Laisser un commentaire