Vaksiny fanefitra amin’ny tetanosy
05 Aogositra, 11h00. 57,2% ny zaza vao teraka no voaharo amin’ny tetanosy eo amin’ny rafitra nasionaly raha ny fanadihadiana nataon’ny ECV 2021. Mahatratra 59,3% kosa izany raha ho an’ny faritra an-drenivohitra ary 56,8% ho an’ny faritra ambanivohitra. Ao amin’ny faritanin’I Sofia kosa no ahitana ny taha ambany indrindra izay 39,7% ary Vakinankaratra no ambony indrindra amin’ny isa 75%.
