Misaona ny tontolon’ny baolina kitra Malagasy
09 Septambra, 09h30. Nodimandry i Maître Zaka Be, iray amin’ireo mpanazatra malagasy manana ny mari-pahaizana Licence A – CAF. Mirary fihononana feno fianakaviana sy ny akaiky azy.