Dépêches

Nalavaina ny fotoana hahafahana misoratra anarana ho an’ny mpianatra.

09 Septambra, 09h14. Ny 01 oktobra 2021 amin’ny 3 ora tolak’andro no hifarana ny fisoratana ho an’ireo mpianatra eny amin’ny CNTEMAD manerana ny nosy. Izany no natao ho fitsinjova sy ho famaliana ny fangatahana izay nataon’ ireo ray aman-dreny izay anaty fahasahiranana lalina amin’izao fotoana. Marihina hatrany fa ny daty voatondro hanatanterahana ny fanadianana sy ny daty hamoahana ny valin-panadinana dia tsy miova.

Laisser un commentaire