Dépêches

RN2: Miverina ny fifamoivozana 

26 Janoary, 12h00. Vita ny maraina teo « Pont Baley » eo amin’ilay lalana tapak’i Moramanga. Niasa andro aman’alina ny ekipan’ny Minisiteran’ny Asa vaventy namerenana ny fifamoivoizana ka efa mahazo mivezivezy ireo fiara fitaterana sy ireo fiara vaventy mpitatitra solika sy mpitatitra entana avy any Toamasina. Tonga nizaha ny fahavitan’ny asa teny an-toerana kosa ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ny maraina teo.

Laisser un commentaire