Anosizato: Tovolahy iray nitsoraka tao anaty rano
14 Febroary, 09h00. Tovolahy iray namono tena nitsoraka teo amin’ny tetezan’Anosizato androany maraina. Mbola an-dalam-pikarohana azy ny mpamonjy voina hatramin’izao.